# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Miteny Yaveh. # Ny olona izay monina ao amin'ny alony dia hiverina Ho velona amin'ny fiarovan'Andriamanitra indray ny vahoakan'Israely. Resahina toy ny hoe mitoetra ao amin'ny alok'Andriamanitra i Israely. # ho velombelona tahaka ny voa indray izy ireo ary hitsimoka tahaka ny voaloboka Ny firoboroboan'Israely vaovao dia resahina amin'ny fiteny ara-pambolena. # Ho tahaka ny divain'i Libanona ny lazany Tahaka ny nampalaza ny divain'i Libanona no hampalaza an'Israely. DH: "Hahalala momba an'Israely avokoa ny olona na aiza na aiza" # inona ihany koa no mbola azoko atao amin'ny sampy? Io andalan-teny io dia midika fa Andriamanitra dia hanakana ny vahoakan'Israely tsy hanompo sampy intsony. # kypreso izay maitso ravina mandrakariva Aho Ny kypreso dia hazo izay maitso ravina mandava-taona # Amiko no hitsirian'ny voanao Eto ny "voa" dia ilazana ny zava-tsoa rehetra izay avy amin'i Yaveh.