plt_tn/hos/14/01.md

16 lines
358 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Miteny i Hosea mpaminany.
# fa lavo tamin'ny helokao ianao
Ny fanotana dia resahina toy ny hoe mianjera eto.
# Mitondrà teny
Mety midika teny faiken-keloka sy fiderana izany. "Miaike heloka"
# ny vokatry ny molotray
Izay lazain'ny olona dia antsoina hoe vokatry ny molony. DH: "ny teninay sy ny hira fideranay"