plt_tn/hos/14/01.md

358 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Miteny i Hosea mpaminany.

fa lavo tamin'ny helokao ianao

Ny fanotana dia resahina toy ny hoe mianjera eto.

Mitondrà teny

Mety midika teny faiken-keloka sy fiderana izany. "Miaike heloka"

ny vokatry ny molotray

Izay lazain'ny olona dia antsoina hoe vokatry ny molony. DH: "ny teninay sy ny hira fideranay"