# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Miteny i Hosea mpaminany. # fa lavo tamin'ny helokao ianao Ny fanotana dia resahina toy ny hoe mianjera eto. # MitondrĂ  teny Mety midika teny faiken-keloka sy fiderana izany. "Miaike heloka" # ny vokatry ny molotray Izay lazain'ny olona dia antsoina hoe vokatry ny molony. DH: "ny teninay sy ny hira fideranay"