plt_tn/hos/13/16.md

515 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Miteny i Hosea mpaminany.

Ho meloka i Samaria, satria nikomy nanohitra ny Andriamaniny izy

Eto "Samaria' dia ilazana ny olona ao amin'ny tanànan'i Samaria izay meloka nohon'ny fikomiana amin'Andriamanitra.

Ho lavo

Ho faty ny olona.

Ho lavon'ny sabatra

Anaty ady.

ho torotoro ireo zanany mbola tanora, ary ho triarina ireo renin'izy ireo mitondra vohoka

DH: "ho torotoroin'ny fahavalo ny zanany mbola tanora, ary ho triatriarin'izy ireo ny vehivavy bevohoka"