plt_tn/hos/13/16.md

20 lines
515 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Miteny i Hosea mpaminany.
# Ho meloka i Samaria, satria nikomy nanohitra ny Andriamaniny izy
Eto "Samaria' dia ilazana ny olona ao amin'ny tanànan'i Samaria izay meloka nohon'ny fikomiana amin'Andriamanitra.
# Ho lavo
Ho faty ny olona.
# Ho lavon'ny sabatra
Anaty ady.
# ho torotoro ireo zanany mbola tanora, ary ho triarina ireo renin'izy ireo mitondra vohoka
DH: "ho torotoroin'ny fahavalo ny zanany mbola tanora, ary ho triatriarin'izy ireo ny vehivavy bevohoka"