# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Miteny i Hosea mpaminany. # Ho meloka i Samaria, satria nikomy nanohitra ny Andriamaniny izy Eto "Samaria' dia ilazana ny olona ao amin'ny tanĂ nan'i Samaria izay meloka nohon'ny fikomiana amin'Andriamanitra. # Ho lavo Ho faty ny olona. # Ho lavon'ny sabatra Anaty ady. # ho torotoro ireo zanany mbola tanora, ary ho triarina ireo renin'izy ireo mitondra vohoka DH: "ho torotoroin'ny fahavalo ny zanany mbola tanora, ary ho triatriarin'izy ireo ny vehivavy bevohoka"