plt_tn/hos/13/15.md

20 lines
725 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Miteny i Hosea mpaminany.
# ireo rahalahiny
Io fiteny io dia toa entina ilazana ireo firenena manodidina ny fanjakana tavaratra, indrindra fa i Joda, ilay fanjakana tatsimo.
# hisy rivotra avy any atsinanana ho avy; ... ny rivotr'i Yaveh
Ny rivotra avy any atsinana dia mafana be sady manimba. Eto izany dia ilazana ny tafika avy any atsinanana izay halefan'i Yaveh handringana ny vahoakan'Israely.
# Ny loharanon'i Efraima dia ho ritra, ary ny fantsakany dia tsy hisy rano
Manohy mamaritra ny fomba hamaizan'Andriamanitra ny vahoakan'Isarely i Hosea. Eto ny rano dia ilazana ny aina, fahavitrihana sy tanjaka.
# ny trano fitehirizany
Ilazana ny fananan'ny vahoaka rehetra io.