plt_tn/hos/13/15.md

725 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Miteny i Hosea mpaminany.

ireo rahalahiny

Io fiteny io dia toa entina ilazana ireo firenena manodidina ny fanjakana tavaratra, indrindra fa i Joda, ilay fanjakana tatsimo.

hisy rivotra avy any atsinanana ho avy; ... ny rivotr'i Yaveh

Ny rivotra avy any atsinana dia mafana be sady manimba. Eto izany dia ilazana ny tafika avy any atsinanana izay halefan'i Yaveh handringana ny vahoakan'Israely.

Ny loharanon'i Efraima dia ho ritra, ary ny fantsakany dia tsy hisy rano

Manohy mamaritra ny fomba hamaizan'Andriamanitra ny vahoakan'Isarely i Hosea. Eto ny rano dia ilazana ny aina, fahavitrihana sy tanjaka.

ny trano fitehirizany

Ilazana ny fananan'ny vahoaka rehetra io.