plt_tn/hos/13/04.md

20 lines
657 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Resahin'i Yaveh toy ny hoe andian'ondry izay hitany nirenireny teny an'efitra ny olony. Nambarany fa niantso azy ireo ho Azy ihany izy ireo tany.
# Fantatro ianareo tany an-tany efitra
Nambaran'i Yaveh fa niantso ny vahoaka Hebreo ho olony manokana ihany Izy, ary nikarakara azy ireo tany.
# rehefa nanana ahitra ianareo, dia voky
Mitohy amin'ity fiteny ity ilay kisarisary momba ny ondry.
# dia nisandratra ny fonareo
Eto ny "fo" dia ilazana ny ao anatin'ny olona amin'ny maha-izy azy manontolo. DH: "lasa nihareha ianareo"
# nisandratra
Ny fahatongavana ho mpiavonavona dia resahina toy ny hoe misandratra.