plt_tn/hos/13/04.md

657 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Resahin'i Yaveh toy ny hoe andian'ondry izay hitany nirenireny teny an'efitra ny olony. Nambarany fa niantso azy ireo ho Azy ihany izy ireo tany.

Fantatro ianareo tany an-tany efitra

Nambaran'i Yaveh fa niantso ny vahoaka Hebreo ho olony manokana ihany Izy, ary nikarakara azy ireo tany.

rehefa nanana ahitra ianareo, dia voky

Mitohy amin'ity fiteny ity ilay kisarisary momba ny ondry.

dia nisandratra ny fonareo

Eto ny "fo" dia ilazana ny ao anatin'ny olona amin'ny maha-izy azy manontolo. DH: "lasa nihareha ianareo"

nisandratra

Ny fahatongavana ho mpiavonavona dia resahina toy ny hoe misandratra.