plt_tn/hos/12/05.md

350 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Miteny i Hosea mpaminany.

no anarany hiantsoana Azy

Eto ny "anarana" dia ilazana ny toetran'Andriamanitra manontolo. DH: "no anarany hivavahantsika" na "no anarany hiderantsika Azy"

Tandremo ny fanekena mahatoky sy ny rariny

Maneho ny fankatoavana ny lalàn'Andriamanitra sy ny fanaovana ny marina io.