plt_tn/hos/12/05.md

12 lines
350 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Miteny i Hosea mpaminany.
# no anarany hiantsoana Azy
Eto ny "anarana" dia ilazana ny toetran'Andriamanitra manontolo. DH: "no anarany hivavahantsika" na "no anarany hiderantsika Azy"
# Tandremo ny fanekena mahatoky sy ny rariny
Maneho ny fankatoavana ny lalàn'Andriamanitra sy ny fanaovana ny marina io.