# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Miteny i Hosea mpaminany. # no anarany hiantsoana Azy Eto ny "anarana" dia ilazana ny toetran'Andriamanitra manontolo. DH: "no anarany hivavahantsika" na "no anarany hiderantsika Azy" # Tandremo ny fanekena mahatoky sy ny rariny Maneho ny fankatoavana ny lalàn'Andriamanitra sy ny fanaovana ny marina io.