plt_tn/hos/11/12.md

12 lines
573 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Miresaka momba an'Israely sy Joda i Yaveh.
# Hodidinin'i Efraima amin'ny lainga aho, ary ny taranak'Israely amin'ny fitaka
Ny lainga sy ny fitaka dia resaina toy ny hoe zavatra izay nataon'ny vahoakan'ny fanjakana tavaratra nanodidina an'i Yaveh.
# Kanefa Joda dia mbola miaraka amiko
Mbola tsy mivadika amin'Andriamanitra ny vahoakan'ny fanjakana tatsimo. Eto ny hoe "miaraka amiko" dia maneho ny fiarahana amin'Andriamanitra. Na izany aza, misy dikan-teny maro manana fandikana samihafa momba an'io andalan-teny manahirana io.