plt_tn/hos/11/12.md

573 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Miresaka momba an'Israely sy Joda i Yaveh.

Hodidinin'i Efraima amin'ny lainga aho, ary ny taranak'Israely amin'ny fitaka

Ny lainga sy ny fitaka dia resaina toy ny hoe zavatra izay nataon'ny vahoakan'ny fanjakana tavaratra nanodidina an'i Yaveh.

Kanefa Joda dia mbola miaraka amiko

Mbola tsy mivadika amin'Andriamanitra ny vahoakan'ny fanjakana tatsimo. Eto ny hoe "miaraka amiko" dia maneho ny fiarahana amin'Andriamanitra. Na izany aza, misy dikan-teny maro manana fandikana samihafa momba an'io andalan-teny manahirana io.