# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Miresaka momba an'Israely sy Joda i Yaveh. # Hodidinin'i Efraima amin'ny lainga aho, ary ny taranak'Israely amin'ny fitaka Ny lainga sy ny fitaka dia resaina toy ny hoe zavatra izay nataon'ny vahoakan'ny fanjakana tavaratra nanodidina an'i Yaveh. # Kanefa Joda dia mbola miaraka amiko Mbola tsy mivadika amin'Andriamanitra ny vahoakan'ny fanjakana tatsimo. Eto ny hoe "miaraka amiko" dia maneho ny fiarahana amin'Andriamanitra. Na izany aza, misy dikan-teny maro manana fandikana samihafa momba an'io andalan-teny manahirana io.