plt_tn/hos/11/03.md

24 lines
908 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Miresaka momba ny nikarakarany an'Israely i Yaveh.
# Izaho no nampianatra an'i Efraima handeha.
Toy ny hoe zaza kely izay ampianariny mamindra no firesak'i Yveh an'Israely.
# Izaho no nitrotro azy ireo teo amin'ny sandriny
Ity teny ity dia manohy ilay sarinteny. DH: "nikarakara azy ireo"
# Tamin'ny kofehin'ny maha-olombelona no nitarihiko azy ireo, tamin'ny fatoran'ny fitiavana
Tian'i Yaveh tamin'ny fomba izay tsapan'izy ireo sy ankasitrahany amin'ny maha-olombelona ny olony.
# Tahaka ny olona izay nanamaivana ny zioga teo amin'ny valanoranon'izy ireo Aho
Toy ny hoe biby miasa fatratra izay namorainy ny asany no firesak'i Yaveh ny firenen'Israely.
# niondrika teo amin'izy ireo Aho ka namahana azy ireo
Ity teny ity dia manohy ny sarinteny izay nanaovana an'Isrely ho tovolahy. Mety midika izany fa nanome izay ilain'izy ireo ara-nofo rehetra Yaveh.