# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Miresaka momba ny nikarakarany an'Israely i Yaveh. # Izaho no nampianatra an'i Efraima handeha. Toy ny hoe zaza kely izay ampianariny mamindra no firesak'i Yveh an'Israely. # Izaho no nitrotro azy ireo teo amin'ny sandriny Ity teny ity dia manohy ilay sarinteny. DH: "nikarakara azy ireo" # Tamin'ny kofehin'ny maha-olombelona no nitarihiko azy ireo, tamin'ny fatoran'ny fitiavana Tian'i Yaveh tamin'ny fomba izay tsapan'izy ireo sy ankasitrahany amin'ny maha-olombelona ny olony. # Tahaka ny olona izay nanamaivana ny zioga teo amin'ny valanoranon'izy ireo Aho Toy ny hoe biby miasa fatratra izay namorainy ny asany no firesak'i Yaveh ny firenen'Israely. # niondrika teo amin'izy ireo Aho ka namahana azy ireo Ity teny ity dia manohy ny sarinteny izay nanaovana an'Isrely ho tovolahy. Mety midika izany fa nanome izay ilain'izy ireo ara-nofo rehetra Yaveh.