plt_tn/hos/11/01.md

637 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Miresaka momba ny fikarakarana an'Israely tahaka ny fikarakaran'ny ray aman-dreny ny zanany i Yaveh.

Fony mbola tovolahy Israely

Ny vahoakan'Israely dia resahin'i Yaveh toy ny hoe tovolahy. Ny nanombohany niaraka tamin'io firenena io voalohany no resahin'i Yaveh.

niantso ny zanako lahy hivoaka an'i Egypta Aho

Ny "zanako lahy" dia manondro ny vahoakan'Andriamanitra Ray. DH: "nitondra ny zanako lahy nivoaka an'i Egypta Aho"

Arakaraka ny niantsoana azy ireo, no nanalaviran'izy ireo Ahy

Io dia azo atao hoe DH: "Arakaraka ny niantsoako azy ireo ho oloko, no vao mainka nandavany Ahy"