forked from WA-Catalog/plt_tn
16 lines
637 B
Markdown
16 lines
637 B
Markdown
|
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
||
|
|
||
|
Miresaka momba ny fikarakarana an'Israely tahaka ny fikarakaran'ny ray aman-dreny ny zanany i Yaveh.
|
||
|
|
||
|
# Fony mbola tovolahy Israely
|
||
|
|
||
|
Ny vahoakan'Israely dia resahin'i Yaveh toy ny hoe tovolahy. Ny nanombohany niaraka tamin'io firenena io voalohany no resahin'i Yaveh.
|
||
|
|
||
|
# niantso ny zanako lahy hivoaka an'i Egypta Aho
|
||
|
|
||
|
Ny "zanako lahy" dia manondro ny vahoakan'Andriamanitra Ray. DH: "nitondra ny zanako lahy nivoaka an'i Egypta Aho"
|
||
|
|
||
|
# Arakaraka ny niantsoana azy ireo, no nanalaviran'izy ireo Ahy
|
||
|
|
||
|
Io dia azo atao hoe DH: "Arakaraka ny niantsoako azy ireo ho oloko, no vao mainka nandavany Ahy"
|