plt_tn/hos/10/14.md

16 lines
582 B
Markdown

# Ho tahaka an'i Bet-arbela noravan'i Salamana tamin'ny andron'ny ady izany
Ny ady mbola ho avy dia ampitahaina amin'ny ady taloha ela be.
# Salamana
Anarana mpanjaka iray izay namotika ny tanànan'i Bet-arbela tokny ho tamin'ny taona 740 talohan'i Jesosy Kristy izany. Namono vehivavy sy ankizy tamin'ny fanafihana ny tafiny.
# Bet-arbela
Mety ho anarana tanànan'ny fokon'i Naftaly io.
# Ka hiseho aminao izany, ry Betela, noho ny halehiben'ny faharatsianao
Eto "Betela" dia ilazana ireo olona monina ao. Resahin'ny mpaminany toy ny hoe mihaino azy ireo vahoakan'i Betela.