# Ho tahaka an'i Bet-arbela noravan'i Salamana tamin'ny andron'ny ady izany Ny ady mbola ho avy dia ampitahaina amin'ny ady taloha ela be. # Salamana Anarana mpanjaka iray izay namotika ny tanĂ nan'i Bet-arbela tokny ho tamin'ny taona 740 talohan'i Jesosy Kristy izany. Namono vehivavy sy ankizy tamin'ny fanafihana ny tafiny. # Bet-arbela Mety ho anarana tanĂ nan'ny fokon'i Naftaly io. # Ka hiseho aminao izany, ry Betela, noho ny halehiben'ny faharatsianao Eto "Betela" dia ilazana ireo olona monina ao. Resahin'ny mpaminany toy ny hoe mihaino azy ireo vahoakan'i Betela.