plt_tn/hos/10/14.md

582 B

Ho tahaka an'i Bet-arbela noravan'i Salamana tamin'ny andron'ny ady izany

Ny ady mbola ho avy dia ampitahaina amin'ny ady taloha ela be.

Salamana

Anarana mpanjaka iray izay namotika ny tanànan'i Bet-arbela tokny ho tamin'ny taona 740 talohan'i Jesosy Kristy izany. Namono vehivavy sy ankizy tamin'ny fanafihana ny tafiny.

Bet-arbela

Mety ho anarana tanànan'ny fokon'i Naftaly io.

Ka hiseho aminao izany, ry Betela, noho ny halehiben'ny faharatsianao

Eto "Betela" dia ilazana ireo olona monina ao. Resahin'ny mpaminany toy ny hoe mihaino azy ireo vahoakan'i Betela.