plt_tn/hos/09/11.md

12 lines
545 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Miteny Yaveh.
# dia hanidina toy ny vorona ny voninahitr'izy ireo
Ho very avokoa ny zava-drehetran'ny vahoakan'i Efraima, na ny fanjakana tavaratr'Israely, izay mahatonga ny firenena hafa hanaja azy ireo. Hanjavona vetivety ny voninahiny, tahaka ny vorona lasa misidiana. DH: "ho tahaka ny vorona izay lasa misidina ny voninahitr'izy ireo"
# rehefa mivadika amin'izy ireo Aho
Rehefa mitsahatra tsy manampy ny fanjakana tavaratra Andriamanitra, dia ho tahaka ny hoe niala mivantana tamin'izy ireo Izy.