plt_tn/hos/09/11.md

545 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Miteny Yaveh.

dia hanidina toy ny vorona ny voninahitr'izy ireo

Ho very avokoa ny zava-drehetran'ny vahoakan'i Efraima, na ny fanjakana tavaratr'Israely, izay mahatonga ny firenena hafa hanaja azy ireo. Hanjavona vetivety ny voninahiny, tahaka ny vorona lasa misidiana. DH: "ho tahaka ny vorona izay lasa misidina ny voninahitr'izy ireo"

rehefa mivadika amin'izy ireo Aho

Rehefa mitsahatra tsy manampy ny fanjakana tavaratra Andriamanitra, dia ho tahaka ny hoe niala mivantana tamin'izy ireo Izy.