# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Miteny Yaveh. # dia hanidina toy ny vorona ny voninahitr'izy ireo Ho very avokoa ny zava-drehetran'ny vahoakan'i Efraima, na ny fanjakana tavaratr'Israely, izay mahatonga ny firenena hafa hanaja azy ireo. Hanjavona vetivety ny voninahiny, tahaka ny vorona lasa misidiana. DH: "ho tahaka ny vorona izay lasa misidina ny voninahitr'izy ireo" # rehefa mivadika amin'izy ireo Aho Rehefa mitsahatra tsy manampy ny fanjakana tavaratra Andriamanitra, dia ho tahaka ny hoe niala mivantana tamin'izy ireo Izy.