plt_tn/hos/09/10.md

630 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Miteny Yaveh.

Rehefa nahita an'Israely Aho

Manondro ny fotoana izay nanombohan'i Yaveh ny fiarahanany tamin'ny vahoakan'Israely tamin'ny fanambarana azy ireo ho olony manokana io.

dia toy ny hoe nahita voaloboka tany an'efitra. Toy ny voaloham-boan'ny fotoanan'ny aviavy

Ireo fanambarana roa ireo dia samy manindry mafy ny toe-javatra izay ankasitrahan'i Yaveh. Midika izany fa faly tokoa Andriamanitra fony vao nanomboka ny fiarahany tamin'ny vahoakan'Israely.

Bala-peora

Io dia anaran-tendrombohitra any amin'ny tanin'i Moaba izay nanompoana an'i Bala andriamanitra sandoka.