# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Miteny Yaveh. # Rehefa nahita an'Israely Aho Manondro ny fotoana izay nanombohan'i Yaveh ny fiarahanany tamin'ny vahoakan'Israely tamin'ny fanambarana azy ireo ho olony manokana io. # dia toy ny hoe nahita voaloboka tany an'efitra. Toy ny voaloham-boan'ny fotoanan'ny aviavy Ireo fanambarana roa ireo dia samy manindry mafy ny toe-javatra izay ankasitrahan'i Yaveh. Midika izany fa faly tokoa Andriamanitra fony vao nanomboka ny fiarahany tamin'ny vahoakan'Israely. # Bala-peora Io dia anaran-tendrombohitra any amin'ny tanin'i Moaba izay nanompoana an'i Bala andriamanitra sandoka.