plt_tn/hos/07/16.md

16 lines
489 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Miteny Yaveh.
# Toy ny tsipìka miraviravy izy ireo
Izany hoe, tsy misy tady fitifirana ny tsipìka, na tsy mihinjitra izany.
# nohon'ny fitenenam-poan'ireo lelany ny manam-pahefan'izy ireo
Eto ny "lela" dia ilazana izay lazain'ireo manam-pahefana. DH: "satria maniratsira Ahy izy ireo" na "satria manozona Ahy izy ireo"
# Izany no ho zary fanesoan'izy ireo ao amin'ny tany Egypta
"Izany no antony hanesoan'i Egypta sy hiomehezany an'Israely"