plt_tn/hos/07/16.md

489 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Miteny Yaveh.

Toy ny tsipìka miraviravy izy ireo

Izany hoe, tsy misy tady fitifirana ny tsipìka, na tsy mihinjitra izany.

nohon'ny fitenenam-poan'ireo lelany ny manam-pahefan'izy ireo

Eto ny "lela" dia ilazana izay lazain'ireo manam-pahefana. DH: "satria maniratsira Ahy izy ireo" na "satria manozona Ahy izy ireo"

Izany no ho zary fanesoan'izy ireo ao amin'ny tany Egypta

"Izany no antony hanesoan'i Egypta sy hiomehezany an'Israely"