# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Miteny Yaveh. # Toy ny tsipìka miraviravy izy ireo Izany hoe, tsy misy tady fitifirana ny tsipìka, na tsy mihinjitra izany. # nohon'ny fitenenam-poan'ireo lelany ny manam-pahefan'izy ireo Eto ny "lela" dia ilazana izay lazain'ireo manam-pahefana. DH: "satria maniratsira Ahy izy ireo" na "satria manozona Ahy izy ireo" # Izany no ho zary fanesoan'izy ireo ao amin'ny tany Egypta "Izany no antony hanesoan'i Egypta sy hiomehezany an'Israely"