plt_tn/hos/06/10.md

579 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Miteny Yaveh.

ny fivarotan-tenan'i Efraima

Eto ny "fivarotan-tena" dia ilazana ny fanompoan'i Efraima ireo andriamanitra sandoka.

Israely dia nanjary naloto

Lasa tsy azo ekena amin'Andriamanitra i Israely nohon'ny ataony.

Fa ho anao ihany koa, ry Joda, dia efa voatondro ny fotoam-pijinjana

Io dia azo atao hoe DH: "Efa nanendry fotoam-pijinjana ho anao ihany koa Aho, ry Joda"

fotoam-pijinjana

Eto ny "fijinjana" dia ilazana ny fitsarana faran'Andriamanitra eo amin'Israely sy Joda.

haren'ny

fanambinana sy filaminana