# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Miteny Yaveh. # ny fivarotan-tenan'i Efraima Eto ny "fivarotan-tena" dia ilazana ny fanompoan'i Efraima ireo andriamanitra sandoka. # Israely dia nanjary naloto Lasa tsy azo ekena amin'Andriamanitra i Israely nohon'ny ataony. # Fa ho anao ihany koa, ry Joda, dia efa voatondro ny fotoam-pijinjana Io dia azo atao hoe DH: "Efa nanendry fotoam-pijinjana ho anao ihany koa Aho, ry Joda" # fotoam-pijinjana Eto ny "fijinjana" dia ilazana ny fitsarana faran'Andriamanitra eo amin'Israely sy Joda. # haren'ny fanambinana sy filaminana