plt_tn/hos/06/10.md

24 lines
579 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Miteny Yaveh.
# ny fivarotan-tenan'i Efraima
Eto ny "fivarotan-tena" dia ilazana ny fanompoan'i Efraima ireo andriamanitra sandoka.
# Israely dia nanjary naloto
Lasa tsy azo ekena amin'Andriamanitra i Israely nohon'ny ataony.
# Fa ho anao ihany koa, ry Joda, dia efa voatondro ny fotoam-pijinjana
Io dia azo atao hoe DH: "Efa nanendry fotoam-pijinjana ho anao ihany koa Aho, ry Joda"
# fotoam-pijinjana
Eto ny "fijinjana" dia ilazana ny fitsarana faran'Andriamanitra eo amin'Israely sy Joda.
# haren'ny
fanambinana sy filaminana