plt_tn/hos/06/01.md

1013 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Miaiky ny filan'izy ireo mibebaka ny vahoakan'Israely.

Fa efa nanorotoro antsika Izy ... nandratra antsika Izy

Nofaizin'Andriamanitra ny vahoakan'Israely satria tsy nankatoa Azy sady nanompo sampy.

hanasitrana antsika .... hamehy ny ferintsika

Mino Israely fa hamindra fo amin'izy ireo Andriamanitra rehefa mibebaka izy ireo ary hanafaka azy ireo amin'ny fahoriany Izy.

Afaka roa andro dia hamelona antsika indray Izy; hanangana antsika Izy amin'ny andro fahatelo

Io dia manondro fe-potoana fohy. Mino Israely fa ho avy malaky hanavotra azy ireo amin'ny fahavalony Yaveh.

roa andro ... andro fahatelo

"2 andro ... andro faha 3"

Aoka hahafantatra an'i Yaveh isika

Eto ny hoe "hahafantatra" dia tsy midika fianarana ny toetra sy ny lalàn'Andriamanitra fotsiny, fa fahatongavana ho mahatoky aminy ihany ko.

Ny fiposahany dia azo antoka tahaka ny mangiran-dratsy

Ho avy hanampy ny olony tahaka ny tsy maintsy hiposahan'ny masoandro amin'ny maraina Yaveh.