# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Miaiky ny filan'izy ireo mibebaka ny vahoakan'Israely. # Fa efa nanorotoro antsika Izy ... nandratra antsika Izy Nofaizin'Andriamanitra ny vahoakan'Israely satria tsy nankatoa Azy sady nanompo sampy. # hanasitrana antsika .... hamehy ny ferintsika Mino Israely fa hamindra fo amin'izy ireo Andriamanitra rehefa mibebaka izy ireo ary hanafaka azy ireo amin'ny fahoriany Izy. # Afaka roa andro dia hamelona antsika indray Izy; hanangana antsika Izy amin'ny andro fahatelo Io dia manondro fe-potoana fohy. Mino Israely fa ho avy malaky hanavotra azy ireo amin'ny fahavalony Yaveh. # roa andro ... andro fahatelo "2 andro ... andro faha 3" # Aoka hahafantatra an'i Yaveh isika Eto ny hoe "hahafantatra" dia tsy midika fianarana ny toetra sy ny lalàn'Andriamanitra fotsiny, fa fahatongavana ho mahatoky aminy ihany ko. # Ny fiposahany dia azo antoka tahaka ny mangiran-dratsy Ho avy hanampy ny olony tahaka ny tsy maintsy hiposahan'ny masoandro amin'ny maraina Yaveh.