plt_tn/hos/05/14.md

815 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Miresaka momba an'i Joda sy Israely i Yaveh.

Koa ho toy ny liona amin'i Efraima Aho

Hanenjika sy hamely an'i Efraima tahaka ny liona Yaveh.

ary ho toy ny liona tanora amin'ny ankohonan'i Joda

Ho entin'i Yaveh tahaka izany i Joda. Mampiseho tsy fahafaliana amin'ny fanjakana tavaratra sy tatsimo Yaveh.

Izaho, eny Izaho

Tsindrian'i Yaveh fa Izy ilay iray izay manao ny fitsarana amin'ny vahoakany.

no hamiravira

Tahaka ny liona mamiravira ny biby hohaniny, dia toy izany no hamiraviran'i Yaveh ny olony lavitry ny fonenany sy ny taniny.

Handeha Aho ary hiverina any amin'ny toerako

Handao ny olony mpikomy Yaveh.

ka hitady ny tavako

miezaka mankeo amin'ny fanatrehan'Andriamanitra amin'ny fivavahana sy sorona. DH: "ary hangataka Ahy hihaino azy ireo"