# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Miresaka momba an'i Joda sy Israely i Yaveh. # Koa ho toy ny liona amin'i Efraima Aho Hanenjika sy hamely an'i Efraima tahaka ny liona Yaveh. # ary ho toy ny liona tanora amin'ny ankohonan'i Joda Ho entin'i Yaveh tahaka izany i Joda. Mampiseho tsy fahafaliana amin'ny fanjakana tavaratra sy tatsimo Yaveh. # Izaho, eny Izaho Tsindrian'i Yaveh fa Izy ilay iray izay manao ny fitsarana amin'ny vahoakany. # no hamiravira Tahaka ny liona mamiravira ny biby hohaniny, dia toy izany no hamiraviran'i Yaveh ny olony lavitry ny fonenany sy ny taniny. # Handeha Aho ary hiverina any amin'ny toerako Handao ny olony mpikomy Yaveh. # ka hitady ny tavako miezaka mankeo amin'ny fanatrehan'Andriamanitra amin'ny fivavahana sy sorona. DH: "ary hangataka Ahy hihaino azy ireo"