plt_tn/hos/05/12.md

24 lines
974 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Miresaka momba an'i Joda sy Israely i Yaveh.
# ho toy ny kalalao amin'i Efraima Aho, ary tahaka ny bobongolo amin'ny ankohonan'i Joda
Ny kalalao eo amin'ny ravin-damba sy ny bobongolo eo amin'ny hazo sia samy manimba. Samy ho potehin'i Yaveh ireo firenena ireo.
# kalalao ... bobongolo
adika amin'ny fomba samihafa ireo teny roa ireo satria tsy mazava tsara na mivelatra be ny hevitry amin'ny teny Hebreo.
# Rehefa hitan'i Efraima ny aretiny, ary hitan'i Joda ny ratrany
Samy nahalala fa tandindonin-doza na i Efraima (ilay fanjakana tavaratr'Israely) na Joda (ilay fanjakana tatsimon'Israely).
# ia nandeha tany Asyria i Efraima, ary Joda nandefa mpitondra hafatra ho any amin'ilay mpanjaka lehibe
Nangataka fanampiana tamin'i Asyria i Efraima sy Joda fa tsy nangataka tany amin'i Yaveh. Ny "mpanjaka lehibe" dia fiantsoana ilazana ny mpanjakan'i Asyria.
# Fa tsy afaka ... izy
Eto "izy" dia manondro ny mpanjakan'i Asyria