# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Miresaka momba an'i Joda sy Israely i Yaveh. # ho toy ny kalalao amin'i Efraima Aho, ary tahaka ny bobongolo amin'ny ankohonan'i Joda Ny kalalao eo amin'ny ravin-damba sy ny bobongolo eo amin'ny hazo sia samy manimba. Samy ho potehin'i Yaveh ireo firenena ireo. # kalalao ... bobongolo adika amin'ny fomba samihafa ireo teny roa ireo satria tsy mazava tsara na mivelatra be ny hevitry amin'ny teny Hebreo. # Rehefa hitan'i Efraima ny aretiny, ary hitan'i Joda ny ratrany Samy nahalala fa tandindonin-doza na i Efraima (ilay fanjakana tavaratr'Israely) na Joda (ilay fanjakana tatsimon'Israely). # ia nandeha tany Asyria i Efraima, ary Joda nandefa mpitondra hafatra ho any amin'ilay mpanjaka lehibe Nangataka fanampiana tamin'i Asyria i Efraima sy Joda fa tsy nangataka tany amin'i Yaveh. Ny "mpanjaka lehibe" dia fiantsoana ilazana ny mpanjakan'i Asyria. # Fa tsy afaka ... izy Eto "izy" dia manondro ny mpanjakan'i Asyria