plt_tn/hos/04/13.md

624 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Miresaka momba an'Israely i Yaveh.

eny an-tampon-tendrombohitra ... havoana

Efa nahazatra an'ireo vahoaka ny mametraka sampy teo amin'ireo toerana ireo, izay nantsoina matetika hoe "toerana avo" ao amin'ny Testamenta Taloha.

mpivaro-tena masina

Ireo dia vehivavy izay nanao firaisana tamin'ny lehilahy izay tonga hanompo ireo sampy sasany. Noraisina ho toy ny fanao masina ho voninahitr'ireo andriamanitra sandoka izany.

Koa ho atsipy any ity vahoaka izay tsy mahalala ity

Haringan'i Yaveh ny firenen'Israely satria tsy mahazo na mankatoa ny didin'Andriamanitra izy ireo.