# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Miresaka momba an'Israely i Yaveh. # eny an-tampon-tendrombohitra ... havoana Efa nahazatra an'ireo vahoaka ny mametraka sampy teo amin'ireo toerana ireo, izay nantsoina matetika hoe "toerana avo" ao amin'ny Testamenta Taloha. # mpivaro-tena masina Ireo dia vehivavy izay nanao firaisana tamin'ny lehilahy izay tonga hanompo ireo sampy sasany. Noraisina ho toy ny fanao masina ho voninahitr'ireo andriamanitra sandoka izany. # Koa ho atsipy any ity vahoaka izay tsy mahalala ity Haringan'i Yaveh ny firenen'Israely satria tsy mahazo na mankatoa ny didin'Andriamanitra izy ireo.