plt_tn/hos/04/13.md

16 lines
624 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Miresaka momba an'Israely i Yaveh.
# eny an-tampon-tendrombohitra ... havoana
Efa nahazatra an'ireo vahoaka ny mametraka sampy teo amin'ireo toerana ireo, izay nantsoina matetika hoe "toerana avo" ao amin'ny Testamenta Taloha.
# mpivaro-tena masina
Ireo dia vehivavy izay nanao firaisana tamin'ny lehilahy izay tonga hanompo ireo sampy sasany. Noraisina ho toy ny fanao masina ho voninahitr'ireo andriamanitra sandoka izany.
# Koa ho atsipy any ity vahoaka izay tsy mahalala ity
Haringan'i Yaveh ny firenen'Israely satria tsy mahazo na mankatoa ny didin'Andriamanitra izy ireo.