plt_tn/hos/04/10.md

321 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Miresaka momba an'Israely i Yaveh.

tsy hitombo

"fa tsy hanan-janaka"

nanalavitra an'i Yaveh izy ireo

Nitsahatra tsy nanompo sy nanaraka an'Andriamanitra ny olona.

nanalavitra an'i Yaveh

Afaka manova ny hoe "Yaveh" ho "Izaho" ny mpandika teny, satria Yaveh ilay miteny.