# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Miresaka momba an'Israely i Yaveh. # tsy hitombo "fa tsy hanan-janaka" # nanalavitra an'i Yaveh izy ireo Nitsahatra tsy nanompo sy nanaraka an'Andriamanitra ny olona. # nanalavitra an'i Yaveh Afaka manova ny hoe "Yaveh" ho "Izaho" ny mpandika teny, satria Yaveh ilay miteny.