plt_tn/hos/04/10.md

16 lines
321 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Miresaka momba an'Israely i Yaveh.
# tsy hitombo
"fa tsy hanan-janaka"
# nanalavitra an'i Yaveh izy ireo
Nitsahatra tsy nanompo sy nanaraka an'Andriamanitra ny olona.
# nanalavitra an'i Yaveh
Afaka manova ny hoe "Yaveh" ho "Izaho" ny mpandika teny, satria Yaveh ilay miteny.