plt_tn/hos/04/04.md

615 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Miresaka momba an'Israely i Yaveh.

fitoriana

Io dia fitarainana ataon'ny olona iray amin'ny olona iray hafa any amin'ny fitsarana.

aza mamela na iza na iza hiampanga ny hafa

Tsy tokony hisy hiampanga ny hafa ny amin'ny inona na inona satria samy meloka nohon'ny zavatra iray avokoa ny olon-drehetra.

Ho tafintohina ianareo mpisorona

Eto ny hoe "tafintohina" dia midika tsy fankatoavana an'Andriamanitra na mitsahatra tsy matoky Azy mihitsy aza.

ho potehiko ny reninareo

Eto ny "reny" dia manondro ny firenen'Israely. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 2:2.