plt_tn/hos/04/04.md

20 lines
615 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Miresaka momba an'Israely i Yaveh.
# fitoriana
Io dia fitarainana ataon'ny olona iray amin'ny olona iray hafa any amin'ny fitsarana.
# aza mamela na iza na iza hiampanga ny hafa
Tsy tokony hisy hiampanga ny hafa ny amin'ny inona na inona satria samy meloka nohon'ny zavatra iray avokoa ny olon-drehetra.
# Ho tafintohina ianareo mpisorona
Eto ny hoe "tafintohina" dia midika tsy fankatoavana an'Andriamanitra na mitsahatra tsy matoky Azy mihitsy aza.
# ho potehiko ny reninareo
Eto ny "reny" dia manondro ny firenen'Israely. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 2:2.