plt_tn/hos/04/01.md

20 lines
853 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ity toko ity no manomboka ny adin'i Yaveh amin'ireo Israelita tsy mahatoky.
# Manao fitoriana amin'ny mponin'ny tany i Yaveh
Ny fanambaran'i Yaveh fa ny vahoakan'Israely dia nanota taminy ary nivadika tamin'ny fanekeny dia resahina toy ny hoe miampanga azy ireo any amin'ny fitsarana Yaveh.
# fitoriana
Io dia fitarainana ataon'ny olona iray amin'ny olona iray hafa any amin'ny fitsarana. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 2:2
# Nopotehan'ny vahoaka ny fatotra rehetra
Eto ny "fatotra" dia ilazana ny fetra izay omen'ny lalàna alalana. DH: "Tsy nankatoa ny lalàna tamin'izay mety ho fomba rehetra ny olona"
# fandatsahan-drà miampy fandatsahan-drà
Eto ny "fandatsahan-drà" dia ilazana ny "famonoana olona" izay matetika dia maratra ilay lasibatra. DH: "mandatsa-drà aorian'ny iray hafa izy ireo"